Dingano ny lohatenin'ny fanadihadiana
Malagasy

Sehatra fanadihadiana ho an'ny Mpanolo-tsaina Sunrise

(tsy misy lohateny)

Tongasoa eto amin'ny ivon-tserasera fanangonana atontan-kevitra Sunrise Gender Links .

Amin'ny alalan'ny ity efitra fenoina ity no hanangonanao ny atontan-kevitra mahakasika nympanolo-tsaina ao anatin'ny tetik'asa.

Aorian'ny dingana tsirairay niarahanao niasa tamin'ny vehivavy, dia ho fenoinao ity, hampidiranao ny anaran'ny mpanolo-tsaina niarahanao niasa ary hanamarihanao ny karazanana dingana nanangonanao atontan-kevitra.

Mampiditra ny anaran'ny mpanolo-tsaina no ataonao voalohany amin'izany. Hamarino sy tadidio tsara ny fomba fanoratra an'ilay anarana satria mila ny dika mitovy TANTERAKA aminy rehefa mameno ny dingana manaraka. 

Raha misy tsy azonao ka ilànao fanazavana dia manontania ny GL . 

Rehefa nahangona atontan-kevitra mombana dingana iray sy mpanolo-tsaina iray ianao dia TADIDIO FA TSY AFAKA NY hiverina amin'izany ka hanitsy izay efa nampidirinao ianao. Noho izany dia ataovy am-pahamalinana ny famenoana ny efitra. 
1. Select your Country, Province, and Council *Tsy maintsy fenoina