Skip survey header
Malagasy

Salan'isa hitsarana ny tetik'asan'ireo vehivavy mpandraharaha

1. Firenena , Kaominina, Anarana sy fanampin'anaran'ilay mpandray anjara ankehitriny *Ilaina ity fanontaniana ity
4. Omeo naoty mifaraka amin'ireo fepetra tsirairay voalaza etsy ambany ny tetik'asan'ireo mpifaninana 0. Tena ratsy 3. Ratsy         5. Antonony         7. Tsara      10. Tena tsara *Ilaina ity fanontaniana ity
Space Cell 012345678910
Ny drafi-pandraharahany ve manamora ny famarotana ny asany ary koa misintona mpanjifa maro?
Hatramin'ny fanombohan'ny tetik’asa, nitombo ve ny isan’ireo mpanjifa fototra rehefa novaliana ireo filany?
Efa nisy vokatra maharitra na tolotra hafa ahafahana manaporofo fa ahomby eo amin’ny sehatra ara-barotra ve ity tetikasa ity?
Efa nahavita namorona asa ve ity tetikasa ity?
Manana teti-bola na fitaovana ve ny tetikasa?
Manana porofo mivaingana mikasika ny fandaniana sy ny varotra toy ny rosia na tapakila ve ilay tetikasa?
Nisy tahiry nitsangana tamin'ny alalan'ny tetikasa ve?
Nanampy azy nihoatra tamin'ny fiainana ve ilay tetikasa?
Niala tanatin'ny tokantrano nianjadian'ny herisetra ve izy sa nahavita nifanaraka tsara ihany tamin'ny vadiny?
Nampiakatra ny ny vola miditra tao an-tokantrano ve ity tetikasa ity, ary nampihena ny herisetra niainana?