Dingano ny lohatenin'ny fanadihadiana
Malagasy

Fanadihadiana ho an'ny vehivavy Sunrise

Dingana faha 3 - Fitsongana mpandray anjara

Sehatra fanadihadiana ho an'ny vehivavy Sunrise

Key


Sivy (9) no isan'ny dingana ao anatin'ity ivon-tserasera fanadihadiana ity:
Fangatahana halalana avy amin'ny CdE
Fampiofanana Mpampiofana ho an'ny Tetik'asa Miralenta sy Fianakaviana sahanin'ny mpanolo-tsaina voafantina
Fitsongana ny mpandray anjara
Atrik'asa fanetsehana ny hoenti-manana
Atrik'asa momba ny Fanarahamaso sy Fanombanana asa ankapobeny
Atrik'asa momba ny fiofanana
Fandaharan'asa momba ny asa toro-làlana
Zaika be
Famaranana ny tetik'asa

Vakio tsara ny toro-lalana etsy ambany ALOHAN'NY hanombohanao ny fanangonan-kevitra ilainao:
Aza adino ny mampiditra ny anarana sy fanampin'anaran'ny vehivavy hadihadiana rehefa manomboka ny asa ianao satria ilaina izany mandra-pahavitan'ny fanadihadiana. Ahafahanao manangana ny profil-ny io no ahafahanao ihany koa miverina manampy angon-kevitra izay tsy vitanao teo aloha.
TSY MAINTSY fenoina ny andininy rehetra amin'ny formulaire.
Ny efitra rehetra misy kintana mena (*) dia tsy maintsy fenoina.
Rehefa mahita tsipika kitso loha ianao amin'ny farana efitra iray dia tadidio fa misy karazan-tsafidy ao izay; tsindrio àry ny tsipika tsiko loha ahafahanao misafidy izay valiteny tena izy.
Mari-bola fampiasa eny an-toerana no ampiasao raha ilaina ary aza manisy faingo. Boriborio amin'izay akaiky indrindra ny tarehimarika hitanao fa aza asiana ambiny. Ohatra 2570
Mety kokoa raha ilay Tompon'andraikitry ny miralenta na Mentor mpanoro-lalana no mameno ny fanadihadiana.
Tadidio fa failo tsy mihoatra ny 50 MO isanisany avy no azo ampidirina.
Ny anarana sy fanampin'anarana efa nampidirina teo aloha no ampiasaina raha hiverina hameno dingana hafa
1. Firenena, Faritra, Mpanolo-tsaina *Tsy maintsy fenoina
2. Participant Name and Surname *Tsy maintsy fenoina