Skip survey header
Safidio fiteny hafa

AGENDA 2030 NAOTY OMEN'NY OLOMPIRENENA NY FITONDRAM-PANJAKANA

Tonga soa eto amin'ny takila mikasika ny naoty omen'ny olom-pirenena ny fitondram-panjakna

.Ireto andiam-panontaniana 25 ireto dia hahafahan'ny olom-pirenena izay misitraka ny tolodraharahan'ny fiadidian'ny tànàna manombana sy mandrefy ny fandrosoana vitan' ny mpitantana amin'ny fahatanterahana ny fampiarana ny miralenta eo amin ny fanatontosana ny tolodraharaha izay omeny.Ny vokatra azo avy amin 'izany dia hanampy amin'ny fanamafisana sy fampandrosoana ny tetikasa izay ho tanterahina hahatratrarana ny Tanjona ny Fampandrosoana Maharitra Lovain-jafy sy ny Agenda 2030 ny Fenitry ny SADC momba ny miralenta.

Eo amin ny 10-15 minitra no lany hamenoina ity fanadihadiana ity ary ny akoran kevitra dia tsy misy fitononana anarana.Isaky hy fanambarana tsirairay dia lazao ny lentan'ny fiombonanao hevitra toy izao toromarika izao:0-Mifanohitra tanteraka,1-Tsy miombon-kevitra,3-Tsy manan-kevitra,4-Miombon-kevitra, 5-Miombon-kevitra tanteraka NA raha tsy fantarao dia safidion ny"Tsy fantatro". Avy eo tsindrio ny " Ampidiro " mbà hahitanao ny naoty nomenao sy andefasanao ny tombana nataonao.

Femoy ny fanadihadiana, jereo ny naotinao,ary miverena indray afaka volana vitisivitsy , ary tohizo ny fanombanana ny ezaka vitan'ny kaomininao!
This question requires a valid date format of MM/DD/YYYY.
calendar
2. Sex
4. Country, Province, and Council *Ilaina
5. Age Group
6. Education level
7. Are you living with a disability
8. Type of disability
8. POLICY FRAMEWORK *Ilaina
Space Cell Mifanohitra TanterakaTsy miombon-kevitraTsy manan-kevitraMiombon-kevitraMiombon-kevitra tanterakaTsy fantatro
Misy politikan'ny miralenta sy drafitrasa izay mampiditra ny Fenitry SADC momba ny mialenta ,ny ODDs sy ny tarigetra hafa izay mifandraika amin' izany ao amin' ny kaominina.Fantatry ny vahoaka tsara izany ary misy mpitarika tena misongadina amin'izany eo anivon'ny kaominina
9. FITANTANANA - Fisolontena *Ilaina
Space Cell Mifanohitra TanterakaTsy miombon-kevitraTsy manan-kevitraMiombon-kevitraMiombon-kevitra tanterakaTsy fantatro
Mitovy ny isan'ny mpanolotsaina lahy sy vavy ao aminny kaominina
Misy fampidirana ny vehivavy,lehilahy ,olona manam-pahasembenana,sy tanora eo amin 'ny toeram-panapahankevitra ao aminn y kominina,(Komity ny koaminina) Filohan'ireo komity sns
Mitovy ny fandraisan'anjaran'ny vehivavy,lehilahy,olona manam-pahasembanana,sy ny tanora amin'ny fivoriana na tranga ataon'ny vahoaka
10. FITANTANANA - Fisafidianana sy fandraisana mpiasa *Ilaina
Space Cell Mifanohitra TanterakaTsy miombon-kevitraTsy manan-kevitraMiombon-kevitraMiombon-kevitra tanterakaTsy fantatro
Mitovy hatrany ny isan'ny vehivavy,lehilahy ,olona manam-pahasembenana,sy tanora amin'ireo asa ,grady ary toerana fitantanana ary mandray karama mitovy amina asa mitovy.Misy politika fanomezana tombony mbà hahatratrarana ny tahn'isa 50% alohan'ny taona 2030 (Ny fandraisana mpiasa amin'ny toerana fitantanana eo amin'ny kaominina dia hiandraiketan'ny Komisionina Sampandraharaha eo anivon ny kominina)
The work place is family and disability friendly; there is a sexual harassment policy that is enforced.
11. FITANTANANA - Fepetra takian'ny asa sy totonlo iainana *Ilaina
Space Cell Mifanohitra TanterakaTsy miombon-kevitraTsy manan-kevitraMiombon-kevitraMiombon-kevitra tanterakaTsy fantatro
Ny kaominina dia manana drafitrasa fampandrosoana ara toekarena ifotony izay mikendry manokana ny vehivavy,ny olona manam-pahasembanana ,sy ny tanora mpandraharaha ho mpisitraka fototra izany drafitrasa izany, ary ao anatin'izany ny fampivoarana ny fidirana amin'ny soa fanararaotra ara-bola ho an'ny mpandraharaha eo an toerana
Ny vehivavy,ny lehilahy,ny olona manam-pahasembanana dia misitraka mitovy ireo asa foronin'ny koaminina
The Council keeps gender disaggregated data on procurement and has set a target for increasing the number and value of contracts allocated to women, people living with disabilities and youths.
The Council recognises and supports care work, for example those providing care for People Living with HIV and AIDS; the elderly; terminally ill; educare and child care and encourages men to share the burden of care.
12. FITANTANANA - Fifanarahana ifaninanana *Ilaina
Space Cell Mifanohitra TanterakaTsy miombon-kevitraTsy manan-kevitraMiombon-kevitraMiombon-kevitra tanterakaTsy fantatro
Ny kaominina dia mahalala ny fiovaovan'ny toetrandro sy ny fiantraikany tena samy hafa eo amin'ny vehivavy,ny lehilahy ,ny olona manam-pahasembanana sy ny tanora ka manontany,amina fomba mitovy, ny hevitr'izy ireo ,mikasika ireo fepetra tokony ho raisina
Anontaniana ny hevitr'ireo vehivavy, na olona manam-pahasembanana sy tanora ary aroboka amina tetikasa izay manampy ny fitantanana mahomby ny fiovaovan'ny toetrandro izy ireo,toy ny fitantanana ny fako, ny angovo maharitra sy fanodinana ary atao mpisitraka ny soa fanararaotra aram-piharena aterak'izany.
13. FITANTANANA - Fampandrosoana ara-tsosialy *Ilaina
Space Cell Mifanohitra TanterakaTsy miombon-kevitraTsy manan-kevitraMiombon-kevitraMiombon-kevitra tanterakaTsy fantatro
The Council keeps sex, age and disability (and PWD) disaggregated data on land and property ownership and access and is promoting women, men, people living with disability, and youth to have equal access
Women, men, people living with disability, and youth are involved in the planning, management and maintenance of water and sanitation.
Ny fotodrafitrasa dia mitandro ny miralenta sy mamaly izany
14. FITANTANANA - Fampandrosoana ara-tsosialy *Ilaina
Space Cell Mifanohitra TanterakaTsy miombon-kevitraTsy manan-kevitraMiombon-kevitraMiombon-kevitra tanterakaTsy fantatro
The Council has adopted and implemented policies, programmes, services to enhance gender and youth sensitive, appropriate and affordable quality health care, including sexual and reproductive health and rights.
The council has taken measures to reduce maternal mortality.
Ny fotodrafitrasa dia mitandro ny miralenta sy mamaly izany
15. FITANTANANA - Fisorohana *Ilaina
Space Cell Mifanohitra TanterakaTsy miombon-kevitraTsy manan-kevitraMiombon-kevitraMiombon-kevitra tanterakaTsy fantatro
Misy jiro manazava sahaza eny amin 'ny arabe sy ny toera-malalaka; ny arabe na lalana rehetra dia manana anarana mazava,ary ireo anarana ireo dia manaja ny miralenta
The Council participates in campaigns to raise awareness on gender- based violence (GBV), such as the Sixteen Days of Activism.
There is a good working relationship between the police and community, especially. Women, people living with disability, and youth are equally represented in community policing forums.
The Council offers support and empowerment to survivors of gender violence, and works to change the behaviour of perpetrators of violence
16. SERASERA SY FAMPAHAFANTARANA *Ilaina
Space Cell 012345
Ny kaominina dia mampiseho sy mapahafantatra mazava ny politika sy drafitrasa momba ny miralenta izay ataony, ny toerana misy azy eo amin'ny COE (Kaominina Ivontoerana Lafatra) ary mandray anjara amin'ny Fiombonamben'ny Fomba Fanao Mahomby na Communauté de Pratique)
17. RAFITRA FITANTANANA NY MIRALENTA - Ireo rafitra miralenta *Ilaina
Space Cell 012345
Ny kaominina dia nanangana rafitra miralenta, izay misy olona iray manana ny traikefa manokana momba izany ho vovonana,mpiandraikitra ny asa mikasika izany. Ny miralenta dia voasoratra mazava ao anatin'ny filazalazana momba ny asa ho an'ireo mpiasam-panjakana mitana toerana fototra
There is an M and E system in place for gender; it is used for (tracing) tracking and reporting purposes