Skip survey header
Select another language

KARATRA ISA KAOMININA IVON-TOERANA MENDRIKA

Ity dia sokajy ity dia natokana ho an'ireo kaominina ivon-toerana mendrika nahavita ireo dingana folo. Tafiditra ao anatin'izany ny fanavaozana ny drafitrasa sy ny karatra isan'ny kaominina hifanaraka amin'ireo tanjon'ny SADC aorian'ny taona 2015. Tsy maintsy ampiarahina amin'ity fandraisana anjara ity ny drafitrasan'ny kaominina nohavaozina, ny teti-bola mifanaraka amin'izany ary sary iray fahafakeliny. Tsara raha ampiarahina amin'ny porofo hatrany izay voalaza ao anatin'ny fandraisanao anjara.
Mizara folo (10) ny famenoana ity:
  1. Fitantanana
  2. Toeram-piasana sy fiahiana ny mpiasa
  3. Fampandrosoana ara-toe-karena
  4. Fiovaovan'ny toe-trandro sy fampandrosoana maharitra
  5. Foto-drafitrasa sy fampandrosoana ara-tsosialy
  6. Fahasalamana ara-pananahana, VIH sy SIDA
  7. Ady amin'ny herisetra sy fampahefana ny vehivavy
  8. Serasera sy fampahafantarana
  9. Rafi-pitantanana ny Miralenta 
Raha te-hametraka dika mitovy amin'ny fanadihadiana ianao alohan'ny hanombohanao hanindry ny rohy etsy ambany, dia ny haino aman-jery amin'ny aterineto ihany no hodinihina ka mila miverina ianao ary mameno ny fidirana an-tserasera:
Malagasy 
Iangaviana ianao hamaky tsara ity torolalana ity mialohan'ny hamenoana ny fandraisanao anjara:
Fenoy mialoha ny mombamomba anao. Izany dia hahafahanao mameno ny ambin'ny fandraisana anjara amin'ny fotoana manaraka. Azonao atao ny mameno tsikelikely ny fandraisanao anjara amin'ny alalan'ny fanindrina ny teboka natokana ho amin'izany izay hitanao eo ambonin'ny pejy. Ho angatahina aminao ny adiresy mailaka ary ho alefa aminao ny rohy (lien) hahafahanao miverina eo amin'ny asa vitanao teo aloha.
  • Ny fizarana rehetra DIA TOKONY ho fenoina avokoa.
  • Ireo ahitana kintana mena (*) dia tsy maintsy fenoina.
  • Rehefa mahita tsipika midina ianao dia tokony hisafidy izay mifanaraka amin'ny tetikasanao.
  • Ampiasao ny OANDA na izay rohy nomena anao hamadihana ny vola malagasy ho Dolara.
  • Tena tsara raha ny olona hanolotra ny asa no mameno ny fandraisana anjara. Raha toa ka tsy ilay mpanolotra no mameno azy dia ny mombamomba ilay mpanolotra no hamenona ny fandraiasana anjara.
  • Ny andraikitra, Fianarana natao, Taona, Lahy sa Vavy, Adiresy mailaka ary ny laharana finday dia tokony an'ny mpanolotra ny asa.
  • Tokony hisy ny porofo, ohatra drafitrasa, politika, sary, lahatsoratra an-gazety, horonan-tsary tamin'ny fahitalavitra, lahatsoratra fijoroana vavolombelona (taratasy na mailaka), entina hanamarinana ny asa vitanao. Tsy tokony hihoatra ny 50 MB nefa ny porofo ampidirinao. Afaka mampiditra porofo hatramin'ny 10 ianao. 
  • Raha toa ka tsy voafenonao indray mandeha ny takelaka rehetra dia araho ireo torolalana manaraka ireto:
  • Rehefa vita ny pejy 1(izany hoe eo amin'ny pejy 2 ianao izao) dia tsindrio ny teboka ery ambony milaza hoe, “Tohizana amin'ny manaraka”:


    Raha mila fanampiana ianao dia aza misalasala manantona ny biraon'ny Gender Links:

    http://genderlinks.org.za/who-we-are/where-we-work/

    Na mandefa mailaka amin'ny: madaprogofficer@genderlinks.org.za.
    SECTION NAVIGATOR

    Use this to navigate to the section you want to complete and to see how far you are to completing your application
    Section Status Actions
    Administrative Information Not Started
    Audio visual materials and evidence Not Started
    II. GOVERNANCE Not Started
    III. WORK PLACE POLICY AND PRACTICE Not Started
    IV. LOCAL ECONOMIC DEVELOPMENT Not Started
    V. INFRASTRUCTURE AND SOCIAL DEVELOPMENT Not Started
    VI. PUBLIC HEALTH, SRHR, HIV AND AIDS Not Started
    VII. ENDING VIOLENCE, EMPOWERING WOMEN Not Started
    VIII. CLIMATE CHANGE AND SUSTAINABLE DEVELOPMENT Not Started
    IX. GENDER MANAGEMENT SYSTEM Not Started
    X. GENDER RESPONSIVE BUDGETING Not Started
    I. GENDER POLICY AND ACTION PLAN Not Started
    Final Page Not Started